|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandrorona
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tanala] [mandroroña] midina, manaraka fidinana, mitsiroroka
4  [1.1] Mietry laharana; mitambotsotra: Olona manam-pahaizana toy ireny ka nandrorona mampalahelo
(lehilahy) Misakaiza amin' ny vehivavy ambany firazanana noho izy
Mihena (hery, saina): Efa mandrorona ny sain' io antidahy io
Mihilana, mirona miankandrefana fa efa ho hariva: Efa mandrorona ny masoandro
5  [1.13] miletsy laharana
manalefaka ny halaky
Explanations in French  6  [1.13] déroger, régresser, déchoir
rétrograder
Root  7  rorona
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)17  mandroròna
Part of speech  18  imperative of active verb mandrorona [Full list]
Explanations in Malagasy  19  [1.1]
Explanations in French  20  [1.3]
Root  21  rorona

Anagrams  22  androronam, mandrorona, mandroròna, maroñandro

Updated on 2025/04/14