|
|
|
|

Entry1  manendrom-bohitra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] mitsangantsangana eny an-tendrombohitra mba hanao firavoravoana, fa indrindra mba hanao fitondran-tena ratsy (voararan' ny lalàna mafy fahizay ny manendrombohitra nandritra ny fisaonana ny mpanjaka raha nisy mpanjaka niamboho)
Elementary words  4  manendro, tendrombohitra
Proverbs  5  Proverbs containing the word manendrom-bohitra

Updated on 2024/12/07