Entry (1/2) | 1 manera |
Root | 2 era |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Taisaka]
mangata-bady 5 [1.1] Mitady zavatra hamidy amin' olona, manelanelana zavatra amin' ny mpividy sy ny mpivarotra: Rakoto no nanera io trano io tamiko Manelanelana, mitaona vehivavy iray hisakaiza amin' ny lehilahy iray |
Explanations in English |
6 [1.7] to provide a woman for immoral purposes |
Explanations in French |
7 [1.8] procurer une femme; jouer l'intermédiaire |
Examples |
8 Ny mikiomy, ny manera vadin' andriana, ny mangaron-dapa, ny mandefona andriana, ny mandrendri-bahoaka, ny mitondra tany mitindra, ny mamono olona, ny ma nao ody mahery. [2.48] |
Morphology |
|
Analogs | 13 manangy |
Entry (2/2) | 14 manerà |
Root | 15 era |
Part of speech | 16 imperative of active verb manera [Full list] |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] |
Anagrams | 18 ameran, aneram, manare, manerà, manera, marèna, mareña, marena, menara, merana, namera, ramena |
Updated on 2025/02/08 |
![]() |