|
|
|
|

Entry1  manetry montotra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] mampietry izay avo mandondona
Examples  4  [2.48] tsy misy manetry montotra aminy fanjaka'ko fa izany no manetry montotra, dia maty ko, hoy Andrianampoinimerina
Elementary words  5  manetry, montotra

Updated on 2024/12/07