Entry (1/2) | 1 mangaro |
Root | 2 haro |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 mampifangaro [Taisaka]
[1.78] 5 Mamadibadika zavatra mba hifangaro tsara ny ao anatiny: Tsy mahay mangaro vary koa ianao izany! 6 Mampitambatra: Mahay sary aho fa tsy mahay mangaro loko 7 Mamaho [1.1] |
Explanations in English |
8 to mix [1.2, 1.7] 9 to mingle, to jumble up. [1.2] 10 to stir [1.7] |
Explanations in French |
11 mélanger, remuer [1.8] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 16 mangaro |
Root | 17 haro |
Part of speech | 18 active verb |
Explanations in Malagasy |
19 mihady [Taisaka]
[1.78] |
Anagrams | 20 mangaro, moranga |
Updated on 2022/09/10 |