Entry (1/2) | 1 mangaro |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
mampifangaro 4 [1.1] Mamadibadika zavatra mba hifangaro tsara ny ao anatiny: Tsy mahay mangaro vary koa ianao izany! Mampitambatra: Mahay sary aho fa tsy mahay mangaro loko Mamaho |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] to mix 6 [1.2] to mingle, to jumble up. 7 [1.7] to stir |
Explanations in French |
8 [1.8] mélanger, remuer |
Root | 9 haro |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 14 mangaro |
Part of speech | 15 active verb |
Explanations in Malagasy |
16 [1.78] [Taisaka]
mihady |
Root | 17 haro |
Anagrams | 18 mangaro, moranga |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |