Entry | 1 mangaroka |
Root | 2 haroka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mihady, mangarona, maka ao anaty zavatra: Misy mangaroka izany vilany izany ka andeha jereo Mitady hahalala, mitsapa: Nitady hangaroka ahy Rakoto fa fantatro tsara |
Explanations in English |
5 [1.2] to tempt, to beguile, to circumvent, to impose on, to sift out, to fish out, to find out a person's ideas in a roundabout way. |
Explanations in French |
6 [1.3] Fouiller; chercher à connaître, souder, scruter, examiner: Aza mangaroka vilany (Ne fouillez pas dans la marmite) ~ Mangaroka lalina izy (Il examine des choses profondes) |
Morphology |
|
Synonyms | 11 miharoka |
Analogs | 12 misafary, misaroro, mamantatra |
Anagrams | 13 |
Updated on 2025/01/28 |