Entry | 1 miharoka |
Root | 2 haroka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mihady, mangarona, maka ao anaty zavatra: Misy miharoka izany vilany izany ka andeha jereo Mitady hahalala, mitsapa: Nitady hiharoka ahy Rakoto fa fantatro tsara |
Explanations in French |
5 [1.3] Fouiller; chercher à connaître, souder, scruter, examiner: Aza miharoka vilany (Ne fouillez pas dans la marmite) ~ Miharoka lalina izy (Il examine des choses profondes) |
Morphology |
|
Synonyms | 10 mangaroka |
Analogs | 11 misafary, misaroro, mamantatra |
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |