Entry | 1 mangata-drano |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] fiteny taloha enti-milaza ny iray amin' ny olona roa mifamaly na miady, ka mangataka fampinomana hitsara ny adin' izy roa tonta |
Elementary words | 4 mangataka, rano |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |