Entry (1/2) | 1 mangorona |
Root | 2 horona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manodina hivoromborona: Mangorona tady Mampirina, mandanona: Indreny mangorona ny lamba mihahy ny mpanasa lamba Maka miaraka, mifaoka: Mangorona ny tsy manan-karatra, hono, ny polisy Manangona, mamory tsy misy fetra: Mangoron-karena |
Explanations in English |
5 [1.7] to roll up; to take over confiscated property; to hunt for game or for fugitives |
Explanations in French |
6 [1.8] enrouler, rouler; confisquer, rafler; chasser du gibier ou des fuyards |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 14 mangoròna |
Root | 15 horona |
Part of speech | 16 imperative of active verb mangorona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] |
Anagrams | 18 |
Updated on 2025/01/28 |