Entry (1/2) | 1 ramangorona |
Elementary words | 2 ra, mangorona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Zavamaniry madinika izay raha vao voatohina dia mihorona |
Vocabulary |
5 Botany: grass |
Analogs | 6 mihoronkorona, modimodia, kelimanjakalanitra, ambatofotsikely |
Entry (2/2) | 7 ramangorona |
Elementary words | 8 ra, mangorona |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Biby be misambotra ary mandentika any anaty rano araka ny voalazan' ny angano |
Explanations in English |
11 [1.2] A mythical person. |
Vocabulary |
12 Religions, Beliefs |
Updated on 2024/12/26 |