Entry | 1 mangovingovitra |
Root | 2 hovingovitra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny loha na ny tanana na ny rantsambatana iray mihetsiketsika na mihevingevin-dava noho ny aretina [1.1] |
Examples |
5 Manaiky aho, ry Bina malala, hoy izy, tamin' ny feo mangovingovitra. [2.499#] 6 ny feon-dRasolo mangovingovitra, ary tapatapaka ny fiteniny, fa mba feno koa ny fony. [2.324] |
Vocabulary |
7 Health |
Analogs | 8 heverina |
Updated on 2023/02/09 |