Entry | 1 mangovingovitra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny loha na ny tanana na ny rantsambatana iray mihetsiketsika na mihevingevin-dava noho ny aretina |
Examples |
4 [2.499#] Manaiky aho, ry Bina malala, hoy izy, tamin' ny feo mangovingovitra. 5 [2.324] ny feon-dRasolo mangovingovitra, ary tapatapaka ny fiteniny, fa mba feno koa ny fony. |
Vocabulary |
6 Health |
Root | 7 hovingovitra |
Analogs | 8 heverina |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |