|
|
|
|

Entry (1/2)1  manintsana
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandraraka amin' ny alalan' ny fanetsiketsehana: Manintsam-parasy eto io alika io fa roahy any
Manetsiketsika mba hifatratrakokoa ny zavatra afatra: Aza hadinoina ny manintsana ny famarana rehefa mividy vary
Manasivana: Manintsana fasika ny mpandalotra
Mandehandeha na mihazakazaka na mandihindihy rehefa avy mihinana mba hahalevona ny sakafo haingana
Mirara-dravina, miongo-bolo: Manintsana ny hazo sasany rehefa ririnina ~ Vorona efa nanintsana io
Examples  4  [2.131] sambatra kosa itony ambiaty
mahafolaka am-bozona ny taona
ka ririnina tsy mba manintsana
lohataona mamony ihany
ary fahavaratra manorobona

Root  5  hintsana
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)13  manintsàna
Part of speech  14  imperative of active verb manintsana [Full list]
Explanations in Malagasy  15  [1.1]
Explanations in French  16  [1.3]
Root  17  hintsana

Anagrams  18  amintsanan, anantsinam, anintsanam, manantsina, manintsàna, manintsana, minantsana, namintsana

Updated on 2025/04/13