Entry | 1 manjohy |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manaraka, momba: Nanjohy an-drainy tamin' izay rehetra nalehany izy Manenjika: Lasa nanjohy papelika Ibalita Manjoko: Manjohy izaitsizy io antidahy io |
Explanations in English |
4 [1.7] to follow; to pursue; to investigate |
Explanations in French |
5 [1.8] suivre; poursuivre |
Examples |
6 [2.472] Nifanaraka nanao valala manjohy izy teny am-pandehanana, ny filohan' ny toby no nitarika. |
Root | 7 zohy |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word manjohy |
Anagrams | 15 hamonjy, haonjim, manjohy, mihanjo, onjahim |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |