Entry | 1 manjoko |
Root | 2 joko |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miondrikondrika sy mivokobokoka rehefa mandeha: Mampalahelo ahy io antibavy manjoko io |
Examples |
5 Noho i Rafotsibe efa manjoko dia tsy niery taminy ilay hodi-kazo. [2.895#] |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word manjoko |
Anagrams | 11 |
Updated on 2025/01/21 |