Index |
|
|
|
Proverbs : manjoko
|
|
|
Proverb 1 | Antitra fahanan-kanina, ka na atao voky an-tenda aza mbola manjoko ihany. [2.558 #293]
Antitra fahanan-kanina, ka na atao voky hatenda aza, mbola manjoko ihany. [2.415 #1802, 2.653]
|
French translation | Vieillard auquel on donne de la nourriture : il a beau être rassasié jusqu' au gosier, il marche toujours courbé. [2.415 #1802]
|
French interpretation | Soins inutiles. [2.415 #1802]
|
|
|
Proverb 2 | Raha izaho manjoko indray no handadiana, dia ho voahitsaka hianao. [2.558 #3585]
Raha izaho manjoko no andadiana, voahitsaka hianao. [2.165 #798]
|
French translation | Si vous rampez sur moi qui suis courbé, c' est vous qui serez piétiné. [2.165]
|
|
|
Index |
|
|