|
|
|
|

Entry1  mankany
Root  2  any
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mandeha any: Lasa nankany an-tsena reninao
Explanations in English  5  [1.2] to go there. Mankamy is also used for this, or mankamin' before a vowel.
Examples  6  Raha mankany am-piangonana isika, dia hitako fa misy zazalahy mpiandry antsika aroa, ka ny mason-dRazay mitsipalopalotra any. [2.324]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word mankany

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/21