|
|
|
|

Entry1  mankany
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandeha any: Lasa nankany an-tsena reninao
Explanations in English  4  [1.2] to go there. Mankamy is also used for this, or mankamin' before a vowel.
Examples  5  [2.324] Raha mankany am-piangonana isika, dia hitako fa misy zazalahy mpiandry antsika aroa, ka ny mason-dRazay mitsipalopalotra any.
Root  6  any
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word mankany

Anagrams  14  mananky, mankany, nankamy

Updated on 2025/01/21