|
|
|
|

Entry (1/2)1  mankatò
Root  2  to
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manao ho tsara, mihevitra ho mety, mankasitraka: Tsy mankatò ny hevitrao rehetra aho
Manaiky: Nankatò ny fitsipika nataon' ny fokonolona ny Fanjakana
Explanations in French  5  [1.3] accepter, tenir pour vrai, agréer, approuver, obéir à, accomplir
Examples  6  Raha tsy mangalatra ny ankabeazan' olona, noho izy mankatò ny Didy Folo ve sa noho izy matahotra ny higadra? [2.4]
7  Afa-tsy izany, ny miaramila, ny mpiasam-panjakana, mankatò azy daholo na dia be Gasy aza amin' izany rehetra izany. [2.472]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Entry (2/2)12  mankato
Root  13  ato
Part of speech  14  active verb
Explanations in French  15  [1.3] aller à, conduire à
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :

Anagrams  19 

Updated on 2025/01/21