Entry (1/8) | 1 to |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Taisaka, Bara, Tanosy]
marina 4 [1.1, 1.13] marina 5 [1.1] mifanaraka amin' ny rariny sy ny hitsiny: Teny to Tanteraka: To ny faniriany fa afa-panadinana ny zanany ary nisondro-boninahitra izy 6 [1.13] voamarina, ekena |
Explanations in French |
7 [1.3.fr#704, 1.13] vrai 8 [1.3.fr#704] véritable, qui est conforme au vrai, à la justice; accepté, observé 9 [1.13] vérifié |
Examples |
10 Moa va re dia tsy ho to araka ny faniriany? [2.817#] 11 Teny to no eo amin' ny molotry ny mpanjaka; [2.996#24.016.010] 12 Burton, tena mahay teny malagasy, mazava hevitra, to teny. [2.356#208] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 26 Proverbs containing the word to |
Entry (2/8) | 27 to |
Part of speech | 28 noun |
Explanations in Malagasy |
29 [1.78] [Tanosy]
fahamarinana |
Derivatives |
|
Entry (3/8) | 31 to |
Part of speech | 32 Unspecified |
Explanations in Malagasy |
33 [1.1] Teny hita amin' ilay fitenenana hoe to fo, izay azo heveritra, araka ny filazan-dRamino, fa avy amin' ny hoe "tono fo", ka ny heviny dia: mafy fo ka tsy azo ahodina amin' izay nahatezitra azy, mikiribiby amin' ny heviny ary tsy mety hihavana na hifampiraharaha |
Entry (4/8) | 34 to |
Part of speech | 35 noun |
Explanations in Malagasy |
36 [1.1] teny anti-miantso ny alika |
Synonyms | 37 toa |
Entry (5/8) | 38 tô |
Part of speech | 39 adjective |
Explanations in Malagasy |
40 [1.78] [Sihanaka]
ity |
Synonyms | 41 taô |
Entry (6/8) | 42 to~ |
Part of speech | 43 prefix [Full list] |
Explanations in Malagasy |
44 [1.1] Tovona fanaovana fototeny faharoa mampitombo ny hevitry ny fototeny voalohany: Tohika (hika), toletsy (letsy) |
Entry (7/8) | 45 to |
Part of speech | 46 preposition [Full list] |
Explanations in English |
47 [1.17] mankany, ho any; ho an'...; eo amin'... |
Compound words |
|
Entry (8/8) | 49 to |
Part of speech | 50 preposition [Full list] |
Explanations in English |
51 [1.17] ampiasaina miaraka amin' ny verba hamoronana ny infinitive (ohatra: to go, to work) |
Updated on 2025/01/21 |