|
|
|
|

Entry (1/2)1  mankatò
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manao ho tsara, mihevitra ho mety, mankasitraka: Tsy mankatò ny hevitrao rehetra aho
Manaiky: Nankatò ny fitsipika nataon' ny fokonolona ny Fanjakana
Explanations in French  4  [1.3] accepter, tenir pour vrai, agréer, approuver, obéir à, accomplir
Examples  5  [2.4] Raha tsy mangalatra ny ankabeazan' olona, noho izy mankatò ny Didy Folo ve sa noho izy matahotra ny higadra?
6  [2.472] Afa-tsy izany, ny miaramila, ny mpiasam-panjakana, mankatò azy daholo na dia be Gasy aza amin' izany rehetra izany.
Root  7  to
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Entry (2/2)12  mankato
Part of speech  13  active verb
Explanations in French  14  [1.3] aller à, conduire à
Root  15  ato
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :

Anagrams  19  mankatò, mankato, montaka, nakatom, nakotam, natakom, natokam, takonam

Updated on 2025/04/19