Entry (1/2) | 1 manofy |
Root | 2 nofy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mahita amin' ny torimaso: Nanofy an-dRakoto rainy, hono, izy 5 Mahatsiaro toa manao asa eo am-patoriana: Nanofy nitaingina fiaramanidina nankeny amin' ny volana aho [1.1] |
Explanations in French |
6 rêver: Manofy olona (Voir quelqu'un en songe) ~ Manofy mihira (Chanter en songe) [1.3#455] |
Examples |
7 Alao ary, ka vonoy, fa hitan-tsikidy, ary ny atodiny andrahoy manokana, ary mandrahoa vary sosoa, ary rehefa masaka dia arosoy, ka ny atodiakohodia hianao lehilahy manapoka eo amy ny toko, ary ny vadinao manofy, ka dia apetraho eo am-bilianay [2.293#15] |
Morphology |
|
Synonyms | 12 manonofy |
Entry (2/2) | 13 mañofy |
Root | 14 hofy |
Part of speech | 15 active verb |
Explanations in Malagasy |
16 mivaofy, mamaofy [Tambahoaka]
[1.78] 17 mivaofy, mamaofy, manaisotra ny hofy [Taisaka] [1.78] 18 mivaofy [Sihanaka] [1.78] 19 manendaka hoditra [Tanosy] [1.78] |
Anagrams | 20 afonim, famony, finoma, foinam, ifonam, mañofy, manofy, mifonà, mifona, nafoim, namofy |
Updated on 2023/01/20 |