Entry | 1 nofy |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
7 Fahitana mandritra ny torimaso: Nahita an' i Dada tamin' ny nofy aho 8 Asa toa atao eo am-patoriana: Nofiko niady tamin' ny biby goaibe aho 9 Fady: Nofy ahy ny hivadi-belirano ~ Hahavanona handatsa-dra olona ve ny raiko? Nofy izany 10 Zavatra tsy ho tanteraka: Nofy izany fa aza miantehitra amin' izany. [1.1] |
Explanations in English |
11 a dream [1.2] 12 a dream; something impossible [1.7] |
Explanations in French |
13 songe, rêve, cauchemar: Nofiko niresaka taminao aho alina (J'ai rêvé cette nuit que je vous parlais) ~ Nofy izany (C'est un songe, une chose impossible) ~ Nofy ahy izay handainga (Je ne me permettrais jamais de mentir) [1.3] 14 rêve; chose impossible [1.8] |
Examples |
15 Mitovy indrindra izany ny kintana sy ny nofintsika, hoy ny fanohin-dRazaimalala ny teniny [2.324] 16 Toa nofy no nahatany fa tafatsangana ny vadiny [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word nofy |
Article |
21 Randzavola: nofy ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 22 ... fo ny ..., fony, nofy |
Updated on 2023/08/11 |