Entry |
manonofy
(nofy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mahita amin' ny torimaso: Nanonofy an-dRakoto rainy, hono, izy Mahatsiaro toa manao asa eo am-patoriana: Nanonofy nitaingina fiaramanidina nankeny amin' ny volana aho [1.1]
|
Explanations in English | To dream. [1.2]
|
| To dream, to dream of [1.7]
|
Explanations in French | Rêver de, rêver [1.8]
|
Examples |
1 | Hoatra ny olona manonofy izy rehetra.
[2.649]
|
2 | Soa ihany fa tsy mba manonofy mihitsy aho!
[2.332]
|
3 | Ny miondana eo an-tratrany tsy manonofy ratsy!
[2.529]
|
4 | Saiky isan' alina izao aho manonofy ratsy foana.
[2.643]
|
|
Morphology |
Present : |
manonofy |
Past : |
nanonofy |
Future : |
hanonofy |
Imperative : |
manonofisa |
|
Synonyms | |
|
Entry |
mañonofy
(honofy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Manonofy [1.78]
|
|