|
|
|
|

Entry (1/2)1  manoloana
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manatrika eo anatrehana: Indreto ny zanakareo manoloana anareo
Explanations in English  4  [1.2] to put one's self in front of another yet face to face.
5  [1.7] to be in face of, to be in front of
Explanations in French  6  [1.8] être devant, en face de
Examples  7  [2.470] Moa va tsy fantsakana ny lavakom-barika iray manoloana azy;
8  [2.472] Tsy nanana fiaramanidina ry zareo, ny tafika manoloana azy sy ny fitaovana ampiasainy koa dia efa avy nisedra ny Alemana tany Afrika.
Root  9  oloana
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Entry (2/2)14  manoloàna
Part of speech  15  imperative of active verb manoloana [Full list]
Explanations in Malagasy  16  [1.1]
Explanations in French  17  [1.3]
Root  18  oloana

Anagrams  19  amolonana, anoloanam, manao lona, manoloana, manoloàna

Updated on 2025/04/13