Entry (1/2) | 1 manonja |
Root | 2 onja |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Misy onja, misamboaravoaran' ny onja: Nanonja ny ranomasina androany |
Explanations in English |
5 [1.2] to rise up in waves, to undulate. 6 [1.7] to rise up in waves |
Explanations in French |
7 [1.8] avoir les flots agités |
Examples |
8 Rahefa ratsy ny andro, ka manonja loatra ny ranomasina, dia tsy miasa... [2.471] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word manonja |
Entry (2/2) | 14 manonjà |
Root | 15 onja |
Part of speech | 16 imperative of active verb manonja [Full list] |
Explanations in French |
17 [1.3] |
Anagrams | 18 anonjam, manan-jo, mananjo, manonjà, manonja, najanom, namonja, naonjam |
Updated on 2023/01/20 |