|
|
|
|

Entry (1/3)1  manonona
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manambara amin' ny feo: Tsy hain' Isambilo ny manonona ny hoe "tsa"
Milaza (anaran' olona): Aza fady, tompoko, fa nanonona ny anaranao aho
Milaza (anaram-bola): Nanonona telo arivo Rakoto tamin' ny vokatra
Explanations in English  4  [1.7] to pronounce, to speak a name
Explanations in French  5  [1.8, 1.5] prononcer
6  [1.8] dire le nom de quelqu'un
7  [1.5] dire le nom
Examples  8  [2.472] Nisaotra ny olona rehetra namaly ny fiantsoana izy, ary nanonona anarana sy nampiseho tsirairay ireo olona rehetra teo akaikiny.
9  [2.48] Ary ny olona aty Merina kosa manonona ireo andro 7 ireo hoe:
Root  10  tonona
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Entry (2/3)15  manonona
Part of speech  16  active verb
Explanations in Malagasy  17  [1.1] Manony, manaketraka, mampitony, manalefaka: Manonona ny alahalo
Explanations in French  18  [1.3] calmer, apaiser
Root  19  onona
Morphology 
20  Present :
21  Past :
22  Future :
23  Imperative :

Entry (3/3)24  manonòna
Part of speech  25  imperative of active verb manonona [Full list]
Explanations in Malagasy  26  [1.1]
Explanations in French  27  [1.3]
Root  28  onona, tonona

Anagrams  29  amononan, anononam, manonòna, manonona, namonoan, namonona

Updated on 2025/04/19