Entry (1/3) | 1 manonona |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manambara amin' ny feo: Tsy hain' Isambilo ny manonona ny hoe "tsa" Milaza (anaran' olona): Aza fady, tompoko, fa nanonona ny anaranao aho Milaza (anaram-bola): Nanonona telo arivo Rakoto tamin' ny vokatra |
Explanations in English |
4 [1.7] to pronounce, to speak a name |
Explanations in French |
5 [1.8, 1.5] prononcer 6 [1.8] dire le nom de quelqu'un 7 [1.5] dire le nom |
Examples |
8 [2.472] Nisaotra ny olona rehetra namaly ny fiantsoana izy, ary nanonona anarana sy nampiseho tsirairay ireo olona rehetra teo akaikiny. 9 [2.48] Ary ny olona aty Merina kosa manonona ireo andro 7 ireo hoe: |
Root | 10 tonona |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 15 manonona |
Part of speech | 16 active verb |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] Manony, manaketraka, mampitony, manalefaka: Manonona ny alahalo |
Explanations in French |
18 [1.3] calmer, apaiser |
Root | 19 onona |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 24 manonòna |
Part of speech | 25 imperative of active verb manonona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
26 [1.1] |
Explanations in French |
27 [1.3] |
Root | 28 onona, tonona |
Anagrams | 29 amononan, anononam, manonòna, manonona, namonoan, namonona |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |