Entry (1/2) | 1 manorirana |
Root | 2 horirana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mametraka na mipetraka na mandeha na mijery tsy manatrika fa misompirana: Betsaka ny olona teny an-tsena ka nanorirana mihitsy izahay vao afaka nandeha [1.1] |
Explanations in English |
5 to set on edge [1.7] |
Explanations in French |
6 mettre sur son bord ou côté [1.8] |
Examples |
7 raha baka mahay manorirana hianao izaho kirongo tsy azo idirana [2.131] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 manoriràna |
Root | 13 horirana |
Part of speech | 14 imperative of active verb manorirana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3] |
Anagrams | 17 anoriranam, manary rano, manorirana, manoriràna |
Updated on 2023/01/20 |