Entry |
manova
(ova)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manolo: Nanova akanjo Izy mba tsy ho fantatra Mampanjary ho hafa: Nanova ny rano ho divay i Jeso tamin' ny fanambadiana tany Kand Manamboatra ho hafa, ho vaovao: Tokony hanova famindra Lay raha te hahomby [1.1]
|
Explanations in English | To change [1.7]
|
Explanations in French | Changer, modifier [1.8]
|
Examples | Tsy manova na inona na inona amintsika izay miseho any Eoropa!
[2.471]
|
Morphology |
Present : |
manova |
Past : |
nanova |
Future : |
hanova |
Imperative : |
manovà |
|
|
Entry |
manova
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
Manampy [1.78]
|
|
Entry |
manova
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Manakatona [1.78]
|
|
Entry |
manovà
(ova)
|
Part of speech | imperative of active verb manova
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|