|
|
|
|

Entry (1/2)1  manozona
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Maniry ratsy ny hafa: Nanozona ilay lamina tsy nandray azy izy
Explanations in English  4  [1.7] to curse
Explanations in French  5  [1.8] maudire
Examples  6  [2.996] Ary izay manozona ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa.
Root  7  ozona
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Entry (2/2)12  manozòna
Part of speech  13  imperative of active verb manozona [Full list]
Explanations in Malagasy  14  [1.1]
Explanations in French  15  [1.3]
Root  16  ozona

Anagrams  17  amozonan, anozonam, manozòna, manozona, namozona

Updated on 2025/04/13