|
|
|
|

Entry1  mantsasaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza anana na voankazo mialina andro ka tonga vonivony, manomboka ho simba, efa madiva ho lo
Explanations in French  4  [1.3] mûr, fermenté, gâté, moisi légèrement
Examples  5  [2.285#12] tsy hendry, tsy adala fa ondranondranana na mantsasaka, fa samy hita ao aminy izay mahahendry sy mahadala azy.
Root  6  antsasaka
Morphology 
7  Simple :
Compound words 
Proverbs  9  Proverbs containing the word mantsasaka

Updated on 2024/12/11