Entry | 1 marani-tsaina |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] mahataka-javatra sy haingam-piheverana amin' ny mety hatao; matsilo saina, malaky mahataka-javatra |
Examples |
4 [2.332#] nefa raha tsy mpianatra tena maranitsaina tokoa, dia tsy antonona ny hankany. |
Elementary words | 5 maranitra, saina |
Proverbs | 6 Proverbs containing the word marani-tsaina |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |