|
|
|
|

Entry1  marin-drano
Elementary words  2  marina, rano
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ny fitovizan-tantana tsy misy avo sy iva amin' ny vohon' ny rano monina
anambarana fa tena marina
Explanations in English  5  [1.7] level like water
Explanations in French  6  [1.8] de niveau comme l'eau
Examples  7  Vato mizana azo ahetsika (eo amin'ny 1 kilao eo) marina ny lanja raha mijanona marindrano tsara ny hazo [2.424#]
8  Ny antoky ny loharanom-bola ilain' ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana hampandehanan-draharaha sy hanatontosany ny lahasam-pamokarana dia mametraka olana marindrano. [4.27#]
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word marin-drano

Anagrams  17  marin-drano, Ranomandry, ranomandry

Updated on 2024/08/13