|
|
|
|

Entry (1/2)1  matoy
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza ny voankazo tonga amin' ny fotoana tsara fihinanana azy
4  Efa lehibe tonga taona [1.1]
5  masaka, antitra, matotra [1.13]
Explanations in English  6  wise; see hendry [Provincial] [1.2#435]
Explanations in French  7  mûr, mâture [1.13]
Examples  8  Katsaka efa matoy nefa mbola malemy no alaina. [2.472]
Analogs  9  masaka
Proverbs  10  Proverbs containing the word matoy

Entry (2/2)11  matoy
Part of speech  12  adjective
Explanations in Malagasy  13  mafy [Sihanaka] [1.78]

Anagrams  14  aotim, atimo, atoim, iatom, maito, maoty, matoy, miato, miota, mitao, mitoa, moita, otaim, tamio, tamoi, tamoy, taomi, taomy

Updated on 2024/11/27