Index |
|
|
|
Proverbs : matoy
|
|
|
Proverb 1 | Akondro mahia latsaka an-doha sola : ny mahia manangatra ny matoy. [1.147 #A32]
Akondro mahia latsaka an-doha sola: ñy tsy matoy mañangatra ñy matoy. [2.165]
|
Malagasy interpretation | Akondro (ny voany) mahia latsaka an-doha sola: ny tanora indray no mamoafady ny antitra. [2.165]
|
|
|
Proverb 2 | Manolotra ny matoy ny fandrahana. [1.147 #M43]
|
|
|
Proverb 3 | Matoy vary be tsakitsaky : tsy olo-mijaly fa manan-kandiasana. [1.147 #M93]
|
|
|
Proverb 4 | Matoy vary mialina antadiña: hitany tsy hahatonga taona. [2.165]
|
Malagasy interpretation | Masa-bary mialina antadiny: fantany (hitany) tsy hahavita taona. [2.165]
|
|
|
Proverb 5 | Matoy vary vondrik’ aomby : omana ny naniny. [1.147 #M94]
|
|
|
Index |
|
|