|
|
|
|

Entry (1/2)1  matsora
Root  2  tsora
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Be rano, tsy marihitra, tsy madity: Matsora izany ro izany
Enti-milaza loko na volon-javatra mazavazava: Tiako ihany itý lamba mangamanga itý na dia matsora aza ny volony
Explanations in English  5  [1.7] liquid, watery, thin; cf. rihitra
Explanations in French  6  [1.8] liquide, fluide, cf. rihitra
Examples  7  matsora be izy izany, aoka aloha hasiana lafarinina, hoy i Mora. [2.442#]
8  Manga tanora ny erý lavidavitra, mandray ny lokon' ny lanitra manga matsora! [2.499#]

Entry (2/2)9  matsora
Part of speech  10  noun
Explanations in French  11  [1.196] (probablement de soratra : écriture) On vendait des formules écrites en caractères arabes comme talismans jusqu'au 19e Siècle. Ce mot a pris le sens récent de : mauvais remède, remède de pacotille). [Tankarana]
12  [Sakalava]
Vocabulary  13  Botany

Anagrams  14  asatrom, matsora, soratam, tra-maso, tsaroam

Updated on 2025/02/02