|
|
|
|

Entry1  mavany
Root  2  vany
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  masiaka, henjana [Sihanaka] [1.78]
5  Olon-doza sy masiaka ary ratsy saina ka tsy misalasala hamono, mahavanon-doza: Aza sendra izay olona mavany ihany: ny loza azo, ny baraka afaka
6  Mpanao hasomparana, mpila sotasota sady tsy matahotra no tsy menatra ny bila sotasota: Tsy ela dia lasana ihany -- ' lay rahona kely mavany -- ka volana roa mibaliaka -- no hitako samy sariaka (Jean Narivony) [1.1]
Explanations in French  7  hardi, qui ose tout, fort [1.3#810]
Synonyms  8  mavanivany#mg.aj
Phytonyms 

Anagrams  10  manavy, mañavy, mavany

Updated on 2023/02/10