|
|
|
|

Entry1  mbetika
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Mbetika... mbetika; enti-milaza hevitra roa samy hafa na matetika mifanohitra mihitsy aza a. min' ny fotoana roa mifanakaiky: Mbetika izy mihomehy, mbetika mitomany [1.1]
Explanations in English  4  same as vetivety [1.2]
5  sometimes... sometimes... [1.7]
Explanations in French  6  tantôt... tantôt... [1.3, 1.8]
Examples  7  mbetika izy mitomany, mbetika izy mihomehy (Tantôt il pleure, tantôt il rit) [1.3]
8  mbetika izy mirimorimo toy ny hianjera any an-kady tsy fantatra halalina... mbetika manao sangodim-panina eo amin'ny toerany ihany toy ny tandrimo be gorada!.. [2.471]

Anagrams  9  kambety, kitambe, mbatike, mbetika

Updated on 2020/07/31