|
|
|
|

Entry1  melo-tsaina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] manodinkodin-tsaina ary misy familiviliana amin' izay atao
Elementary words  4  meloka, saina

Updated on 2024/12/07