Entry (1/2) | 1 miainga |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] (mitovy amin' ny Manainga) Miala amin' ny toerana iray ka mandeha: Amin' ny firy no hiainga ny fiaramanidina? |
Explanations in English |
4 [1.2] to rise up, to be elevated, to be raised up; to set out on a journey. |
Examples |
5 [2.472] Eo amin' ny faran' ny tanàna avaratra no miainga ny lalana mankany. |
Root | 6 ainga |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word miainga |
Entry (2/2) | 13 miaingà |
Part of speech | 14 imperative of active verb miainga [Full list] |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3] |
Root | 17 ainga |
Anagrams | 18 aingaim, iaingam, miaingà, miainga, migaina |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |