|
|
|
|

Entry1  miala vonkina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] mamono, na tezitra ka miteny mafy sy manaram-po izaitsizy amin' izany
Explanations in French  4  [1.3#857] se donner du mouvement, détendre les nerfs
agir de toutes ses forces, décharger sa colère sur quelqu'un
Examples  5  [2.528#90] Avy niady mivady angamba, dia aty amiko no hiala vonkina!
Elementary words  6  miala, vonkina

Updated on 2024/12/07