|
|
|
|

Entry1  miala vaingo
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] manao fe manao, manao mba ho hitan' ny olona fotsiny fa efa nanao, miala safay
Elementary words  4  miala, vaingo

Updated on 2024/12/07