Entry | 1 mialin-taona |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza zavatra navela haharitra herintaona, toy ny henam-pandroana izany, izay amelàna hohanina amin' ny fandroana manaraka |
Explanations in English |
4 [1.2] to be kept from one annual festival [fandroana] to the next, said of the jaka. |
Elementary words | 5 mialina, taona |
Anagrams | 6 ilay montana, Imanontalay, mialin-taona |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |