Entry (1/2) | 1 miampanga |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Milaza olona ho nanao na nahavita hadisoana: Miampanga anao ny tsy fitenenanao, hoy Rakoto, satria raha tsy nanantanao, tokony hitondra porofo hanamarinanao teny Mitana olona ho nahavita heloka, mitory olona amin' ny fitsarana, amin' ny lehibe: Izaho, tompoko, dia miampanga an-dRabe ho nangalatra ny volako |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] to accuse 5 [1.2] to charge. |
Explanations in French |
6 [1.8] accuser, dénoncer |
Root | 7 ampanga |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 14 miampangà |
Part of speech | 15 imperative of active verb miampanga [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Explanations in French |
17 [1.3] |
Root | 18 ampanga |
Anagrams | 19 ampangaim, iampangam, mampangai, miampangà, miampanga |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |