|
|
|
|

Entry (1/2)1  miampanga
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Milaza olona ho nanao na nahavita hadisoana: Miampanga anao ny tsy fitenenanao, hoy Rakoto, satria raha tsy nanantanao, tokony hitondra porofo hanamarinanao teny
Mitana olona ho nahavita heloka, mitory olona amin' ny fitsarana, amin' ny lehibe: Izaho, tompoko, dia miampanga an-dRabe ho nangalatra ny volako
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] to accuse
5  [1.2] to charge.
Explanations in French  6  [1.8] accuser, dénoncer
Root  7  ampanga
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)14  miampangà
Part of speech  15  imperative of active verb miampanga [Full list]
Explanations in Malagasy  16  [1.1]
Explanations in French  17  [1.3]
Root  18  ampanga

Anagrams  19  ampangaim, iampangam, mampangai, miampangà, miampanga

Updated on 2025/04/19