Entry | 1 miampofo |
Root | 2 fofo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mametraka (ny zazakely) eo ambony fe ka mipetraka koa ny tena amin' izany [1.1] |
Explanations in English |
5 to nurse in the lap. [1.2] |
Examples |
6 Ary nony hilalao izy, miampofo ny zana' ny eo ambony rano hankany Ambohidratrimo. [2.48] 7 nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso. [2.5] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word miampofo |
Anagrams | 13 ampofoim, mampiofo, miampofo |
Updated on 2022/09/11 |