Entry | 1 miampofo |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mametraka (ny zazakely) eo ambony fe ka mipetraka koa ny tena amin' izany |
Explanations in English |
4 [1.2] to nurse in the lap. |
Examples |
5 [2.48] Ary nony hilalao izy, miampofo ny zana' ny eo ambony rano hankany Ambohidratrimo. 6 [2.5] nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso. |
Root | 7 fofo |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word miampofo |
Anagrams | 13 ampofoim, mampiofo, miampofo |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |