|
|
|
|

Entry1  mianaka
Root  2  anaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Teny enti-milaza ny fifandraisan' ny ray na ny reny amin' ny zanaka ara-pihavanana: Lasa nitsangantsangana Rabe sy Ikoto mianaka
Ny mianaka koa dia matetika enti-milaza olona roa izay toy ny ray aman-dreny sy zanaka ara-taona fotsiny na dia tsy mpifaninona aza: Mipetraha aloha ianareo mianaka hoy Rakoto tamin' ilay mpampianatra sy mpianatra niaraka taminy
Explanations in English  5  [1.2] used in speaking of parent (father or mother) and child. If there are two or more children with the parent, the word telo, etc., is added, as telo mianaka, etc.
6  [1.7] to be together as parent(s) and child(ren)
tèlo mìanaka: parents and one child; and so on according to the number of the children
Explanations in French  7  [1.54] être parents et fils
8  [1.8] parents et enfants (s) ensemble,
tèlo miànaka: parents et un enfant; et ainsi de suite selon le nombre d'enfants
Examples  9  Nony tonga teo izy telo mianaka dia hatairana moa zany! [2.324]
10  Ry Katy mianakavy no mba mpamangy azy mianaka. [2.470]
11  Raha tsy izahay efa-mianaka no indray nanosika tsy nahasokatra azy. [2.471]
12  Ka iza no tianareo mianaka amin' ireto? [2.472]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
Compound words 
Titles  18  Ratsimba Valo Mianaka (Rakotozafy Alphonse)
Proverbs  19  Proverbs containing the word mianaka

Anagrams  20  amaikan, amakany, amakian, kiamana, makiana, manaika, maniaka, miakana, mianaka, namaika, namakia-, Namakia, namiaka

Updated on 2023/01/20